Entry | 1 maimbo ra |
Elementary words | 2 maimbo, 3 ra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] |
Anagrams | 6 maimbo ra, 7 mamboria, 8 maraomby |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |